2 Samoela 3:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tsy voafatotra ny tananao,Ary tsy natao tao anaty gadra varahina ny tongotrao. Lavo hoatran’ireny olon-dratsy* ireny ianao.”+ Dia nitomany azy indray ny olona rehetra.
34 Tsy voafatotra ny tananao,Ary tsy natao tao anaty gadra varahina ny tongotrao. Lavo hoatran’ireny olon-dratsy* ireny ianao.”+ Dia nitomany azy indray ny olona rehetra.