2 Samoela 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Rehefa henon’i Isboseta+ zanak’i Saoly fa maty tany Hebrona+ i Abnera, dia tsy nanana herim-po intsony* izy, ary ny Israelita rehetra koa natahotra be.
4 Rehefa henon’i Isboseta+ zanak’i Saoly fa maty tany Hebrona+ i Abnera, dia tsy nanana herim-po intsony* izy, ary ny Israelita rehetra koa natahotra be.