-
2 Samoela 4:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nankany an-tranon’i Isboseta i Rekaba sy Bana, zanak’i Rimona Berotita. Nahamay be ny andro tamin’izay, ary nakanaka aina toy ny fanaony rehefa antoandro i Isboseta.
-