- 
	                        
            
            2 Samoela 6:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
18 Rehefa avy nanolotra ny fanatitra dorana sy ny sorona iombonana i Davida, dia nitso-drano ny vahoaka tamin’ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika.
 
 -