2 Samoela 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia naniraka olona hanadihady momba an’ilay vehivavy i Davida, ka izao no nolazain’ilay olona: “Tsy i Batseba+ zanakavavin’i Eliama+ ve iny e? Ilay vadin’i Oria+ Hetita!”+ 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:3 Fandalinana, Boky 1,
3 Dia naniraka olona hanadihady momba an’ilay vehivavy i Davida, ka izao no nolazain’ilay olona: “Tsy i Batseba+ zanakavavin’i Eliama+ ve iny e? Ilay vadin’i Oria+ Hetita!”+