2 Samoela 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy i Natana tamin’i Davida: “Ianao izany lehilahy izany! Izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izaho no nanosotra anao ho mpanjakan’ny Israely,+ sady namonjy anao teo an-tanan’i Saoly.+
7 Dia hoy i Natana tamin’i Davida: “Ianao izany lehilahy izany! Izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izaho no nanosotra anao ho mpanjakan’ny Israely,+ sady namonjy anao teo an-tanan’i Saoly.+