2 Samoela 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izao no lazain’i Jehovah: ‘Hahatonga loza ho anao avy ao amin’ny ankohonanao+ ihany aho. Ary halaiko eo imasonao ireo vadinao, ka homeko ho an’ny lehilahy hafa.*+ Dia hanao firaisana amin’izy ireo amin’ny antoandrobenanahary*+ izy. 2 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 12:11 si 62 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:11 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, “Soratra Rehetra,” p. 62
11 Izao no lazain’i Jehovah: ‘Hahatonga loza ho anao avy ao amin’ny ankohonanao+ ihany aho. Ary halaiko eo imasonao ireo vadinao, ka homeko ho an’ny lehilahy hafa.*+ Dia hanao firaisana amin’izy ireo amin’ny antoandrobenanahary*+ izy.