2 Samoela 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary tsy niresaka tamin’i Amnona intsony i Absaloma, na zavatra ratsy izany na zavatra tsara. Halan’i+ Absaloma mantsy izy satria nanala baraka an’i Tamara anabaviny.+ 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:22 Fandalinana, Boky 1,
22 Ary tsy niresaka tamin’i Amnona intsony i Absaloma, na zavatra ratsy izany na zavatra tsara. Halan’i+ Absaloma mantsy izy satria nanala baraka an’i Tamara anabaviny.+