2 Samoela 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa naniraka olona haka vehivavy marani-tsaina tany Tekoa+ i Joaba, ka nilaza taminy hoe: “Mba mody ataovy hoe misaona ianao, ka manaova akanjo fisaonana, ary aza mihoso-menaka.+ Ataovy hoatran’ireny vehivavy nisaona efa ela ireny ianao. 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:2 Fandalinana,
2 Koa naniraka olona haka vehivavy marani-tsaina tany Tekoa+ i Joaba, ka nilaza taminy hoe: “Mba mody ataovy hoe misaona ianao, ka manaova akanjo fisaonana, ary aza mihoso-menaka.+ Ataovy hoatran’ireny vehivavy nisaona efa ela ireny ianao.