-
2 Samoela 14:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Farany, dia hoy i Absaloma tamin’ny mpanompony: “Misy tanin’i Joaba eo akaikin’ny taniko, ary manana vary orza eo izy. Mandehana dory ilay izy!” Dia nodoran’ny mpanompon’i Absaloma ilay tany.
-