2 Samoela 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Itahy+ Gatita: “Maninona ianao no hiaraka aminay? Mandehana miverina, ary mijanòna any amin’ilay mpanjaka vaovao. Ianao ange hafa firenena e, sady voatery niala tany amin’izay nisy anao. 2 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:19 w09 15/5 27 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:19 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/2009, p. 27
19 Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Itahy+ Gatita: “Maninona ianao no hiaraka aminay? Mandehana miverina, ary mijanòna any amin’ilay mpanjaka vaovao. Ianao ange hafa firenena e, sady voatery niala tany amin’izay nisy anao.