2 Samoela 15:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary nisy nilaza tamin’i Davida hoe: “Miray tsikombakomba+ amin’i Absaloma+ koa i Ahitofela.” Dia hoy i Davida: “Jehovah ô, mba ovao ho hadalana+ re ny torohevitr’i Ahitofela e!”+
31 Ary nisy nilaza tamin’i Davida hoe: “Miray tsikombakomba+ amin’i Absaloma+ koa i Ahitofela.” Dia hoy i Davida: “Jehovah ô, mba ovao ho hadalana+ re ny torohevitr’i Ahitofela e!”+