2 Samoela 16:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Novalian’i* Jehovah taminao ny helokao rehetra, noho ianao nandatsaka ny ran’ny ankohonan’i Saoly sy naka ny fanjakany. Nomen’i Jehovah an’i Absaloma zanakao anefa ny fanjakana. Idiran-doza ianao izao, satria lehilahy mpandatsa-dra!”+
8 Novalian’i* Jehovah taminao ny helokao rehetra, noho ianao nandatsaka ny ran’ny ankohonan’i Saoly sy naka ny fanjakany. Nomen’i Jehovah an’i Absaloma zanakao anefa ny fanjakana. Idiran-doza ianao izao, satria lehilahy mpandatsa-dra!”+