2 Samoela 16:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hoy àry i Ahitofela: “Manaova firaisana amin’ireo vadikelin-drainao,+ izay nasainy nijanona mba hikarakara ny trano.*+ Dia ho ren’ny Israely rehetra fa nataonao izay hankahalan’ny dadanao anao, ka vao mainka hahazo hery ny mpanohana anao.” 2 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 16:21 w05 15/5 13 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:21 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/2005, p. 13
21 Hoy àry i Ahitofela: “Manaova firaisana amin’ireo vadikelin-drainao,+ izay nasainy nijanona mba hikarakara ny trano.*+ Dia ho ren’ny Israely rehetra fa nataonao izay hankahalan’ny dadanao anao, ka vao mainka hahazo hery ny mpanohana anao.”