2 Samoela 17:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Raha vao tonga tao Mahanaima i Davida, dia ireny koa fa tonga ry Soby zanak’i Nahasy avy any Raba+ tanànan’ny Amonita, sy Makira+ zanak’i Amiela avy any Lo-debara, ary Barzilay+ Gileadita avy any Rogelima.
27 Raha vao tonga tao Mahanaima i Davida, dia ireny koa fa tonga ry Soby zanak’i Nahasy avy any Raba+ tanànan’ny Amonita, sy Makira+ zanak’i Amiela avy any Lo-debara, ary Barzilay+ Gileadita avy any Rogelima.