2 Samoela 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nisain’i Davida ny lehilahy niaraka taminy. Dia nanendry lehiben’ny arivo sy lehiben’ny zato+ izy mba hifehy azy ireo.
18 Ary nisain’i Davida ny lehilahy niaraka taminy. Dia nanendry lehiben’ny arivo sy lehiben’ny zato+ izy mba hifehy azy ireo.