-
2 Samoela 18:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Nifanena tamin’ny mpanompon’i Davida i Absaloma, tamin’ny farany. Nitaingina ramole i Absaloma tamin’izay. Ary nandeha teo ambany hazobe nisy sampantsampany nifanetinety ilay ramole, ka nisaringotra tamin’ilay hazobe ny lohan’i Absaloma. Dia nikiraviravy teo* izy, fa ilay ramole nitaingenany kosa mbola lasa ihany.
-