2 Samoela 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary hoy i Joaba: “Tsy handany andro aminao eto aho!” Naka lefona kely* telo àry i Joaba, ka natsatony tamin’ny fon’i Absaloma izany, raha iny izy mbola velona nihantona teo amin’ilay hazobe iny.
14 Ary hoy i Joaba: “Tsy handany andro aminao eto aho!” Naka lefona kely* telo àry i Joaba, ka natsatony tamin’ny fon’i Absaloma izany, raha iny izy mbola velona nihantona teo amin’ilay hazobe iny.