2 Samoela 18:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nalain’izy ireo i Absaloma ka natsipiny tao anaty lavaka lehibe iray tany an’ala. Ary nasian’izy ireo vato be dia be nifanaingina+ teo amboniny. Ny Israely rehetra kosa samy nandositra tany an-tranony.
17 Nalain’izy ireo i Absaloma ka natsipiny tao anaty lavaka lehibe iray tany an’ala. Ary nasian’izy ireo vato be dia be nifanaingina+ teo amboniny. Ny Israely rehetra kosa samy nandositra tany an-tranony.