2 Samoela 19:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia nandeha nody ny mpanjaka, ka tonga teo amin’ny Reniranon’i Jordana. Ary nankany Gilgala+ ny vahoakan’i Joda mba hitsena ny mpanjaka sy hiaraka aminy hiampita an’i Jordana.
15 Dia nandeha nody ny mpanjaka, ka tonga teo amin’ny Reniranon’i Jordana. Ary nankany Gilgala+ ny vahoakan’i Joda mba hitsena ny mpanjaka sy hiaraka aminy hiampita an’i Jordana.