22 Hoy anefa i Davida: “Misy idiranareo angaha moa izany, ry zanak’i Zeroia,+ no manohitra ahy ianareo androany? Misy olona tokony hovonoina ho faty ve eto amin’ny Israely androany? Fa angaha moa tsy efa fantatro hoe mpanjakan’ny Israely indray aho izao?”