2 Samoela 19:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nidina hitsena ny mpanjaka koa i Mefiboseta+ zafikelin’i Saoly. Tsy nanasa tongotra izy, na nanala volombava, na nanasa akanjo, nanomboka tamin’ilay andro nandehanan’ny mpanjaka ka hatramin’ilay andro niverenany soa aman-tsara. 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:24 Fandalinana, Boky 2,
24 Nidina hitsena ny mpanjaka koa i Mefiboseta+ zafikelin’i Saoly. Tsy nanasa tongotra izy, na nanala volombava, na nanasa akanjo, nanomboka tamin’ilay andro nandehanan’ny mpanjaka ka hatramin’ilay andro niverenany soa aman-tsara.