2 Samoela 19:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Azon’ny mpanjaka tompoko natao ny nandripaka ny ankohonan-draiko manontolo, nefa dia navelanao ho anisan’ireo misakafo eo amin’ny latabatrao+ ny mpanomponao. Koa izaho ve dia mbola manan-jo hitaraina amin’ny mpanjaka ihany?”
28 Azon’ny mpanjaka tompoko natao ny nandripaka ny ankohonan-draiko manontolo, nefa dia navelanao ho anisan’ireo misakafo eo amin’ny latabatrao+ ny mpanomponao. Koa izaho ve dia mbola manan-jo hitaraina amin’ny mpanjaka ihany?”