2 Samoela 19:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary nidina avy any Rogelima i Barzilay+ Gileadita ka nankany amin’ny faritr’i Jordana, mba hiaraka amin’ny mpanjaka hatreo amin’ny Reniranon’i Jordana. 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:31 Fandalinana, Boky 1,
31 Ary nidina avy any Rogelima i Barzilay+ Gileadita ka nankany amin’ny faritr’i Jordana, mba hiaraka amin’ny mpanjaka hatreo amin’ny Reniranon’i Jordana.