2 Samoela 19:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Dia niampita an’i Jordana ny olona rehetra. Nanoroka sy nitso-drano an’i Barzilay+ ny mpanjaka rehefa hiampita, dia lasa nody i Barzilay.
39 Dia niampita an’i Jordana ny olona rehetra. Nanoroka sy nitso-drano an’i Barzilay+ ny mpanjaka rehefa hiampita, dia lasa nody i Barzilay.