2 Samoela 21:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Taorian’izay, dia raikitra indray ny ady tamin’ny Filistinina,+ tany Goba. Tamin’izay i Sibekay+ Hosatita no nahafaty an’i Safa, taranaky ny Refaima.+ 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:18 Fandalinana, Boky 1,
18 Taorian’izay, dia raikitra indray ny ady tamin’ny Filistinina,+ tany Goba. Tamin’izay i Sibekay+ Hosatita no nahafaty an’i Safa, taranaky ny Refaima.+