2 Samoela 22:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Tonga lafatra ny lalan’ilay tena Andriamanitra;+ Madio* ny tenin’i Jehovah.+Ampingan’izay rehetra mialoka aminy izy.+
31 Tonga lafatra ny lalan’ilay tena Andriamanitra;+ Madio* ny tenin’i Jehovah.+Ampingan’izay rehetra mialoka aminy izy.+