2 Samoela 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia toy ny hazavana vao maraina izany, rehefa miposaka ny masoandro,+Amin’ny maraina tsy semban-drahona. Toy ny hazavana mamiratra izany, rehefa mitsahatra ny orana,Ka mampitsiry ny ahitra avy amin’ny tany.’+ 2 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 23:4 w95 15/12 26 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:4 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1995, p. 26
4 Dia toy ny hazavana vao maraina izany, rehefa miposaka ny masoandro,+Amin’ny maraina tsy semban-drahona. Toy ny hazavana mamiratra izany, rehefa mitsahatra ny orana,Ka mampitsiry ny ahitra avy amin’ny tany.’+