2 Samoela 24:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa nankao amin’i Davida i Gada tamin’iny andro iny ihany, ka niteny taminy hoe: “Miakara ka manorena alitara ho an’i Jehovah, eo amin’ny famoloan’i Araona Jebosita.”+
18 Koa nankao amin’i Davida i Gada tamin’iny andro iny ihany, ka niteny taminy hoe: “Miakara ka manorena alitara ho an’i Jehovah, eo amin’ny famoloan’i Araona Jebosita.”+