1 Mpanjaka 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nitady tovovavy tsara tarehy tany amin’ny faritra rehetra tany Israely izy ireo, ka nahita an’i Abisaga+ Sonemita.+ Dia nentina nankao amin’ny mpanjaka izy. 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:3 Fandalinana, Boky 1,
3 Koa nitady tovovavy tsara tarehy tany amin’ny faritra rehetra tany Israely izy ireo, ka nahita an’i Abisaga+ Sonemita.+ Dia nentina nankao amin’ny mpanjaka izy.