1 Mpanjaka 1:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Hoy ny mpanjaka tamin’izy ireo: “Ento miaraka aminareo ny mpanompoko. Ary ampitaingeno an’ilay ramoleko* i Solomona zanako,+ dia ento midina any Gihona.+
33 Hoy ny mpanjaka tamin’izy ireo: “Ento miaraka aminareo ny mpanompoko. Ary ampitaingeno an’ilay ramoleko* i Solomona zanako,+ dia ento midina any Gihona.+