1 Mpanjaka 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nisy haingony hoatran’ny harato teo amin’ny loha andry tsirairay teo an-tampon’ireo andry. Rojo norarina no nanaovana an’ilay haingony.+ Fito no teo amin’ny loha andry iray, ary fito koa no teo amin’ny iray.
17 Nisy haingony hoatran’ny harato teo amin’ny loha andry tsirairay teo an-tampon’ireo andry. Rojo norarina no nanaovana an’ilay haingony.+ Fito no teo amin’ny loha andry iray, ary fito koa no teo amin’ny iray.