1 Mpanjaka 7:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Nisy fehiny boribory teo an-tampon’ilay kalesy, ary antsasaky ny hakiho ny haavony. Ary niara-narendrika* tamin’ilay kalesy ireo takelaka sy ny sisiny manodidina azy, izay teo an-tampon’ilay kalesy.
35 Nisy fehiny boribory teo an-tampon’ilay kalesy, ary antsasaky ny hakiho ny haavony. Ary niara-narendrika* tamin’ilay kalesy ireo takelaka sy ny sisiny manodidina azy, izay teo an-tampon’ilay kalesy.