1 Mpanjaka 7:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Nasiany sary sokitra kerobima sy liona ary hazo palmie teny amin’izay nisy malalaka, teo amin’ireo takelaka sy ny sisiny manodidina an’ireo takelaka. Nasiany haingonkaingony nivohitra sady nitohitohy koa manodidina.+
36 Nasiany sary sokitra kerobima sy liona ary hazo palmie teny amin’izay nisy malalaka, teo amin’ireo takelaka sy ny sisiny manodidina an’ireo takelaka. Nasiany haingonkaingony nivohitra sady nitohitohy koa manodidina.+