-
1 Mpanjaka 8:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ary niteny izy hoe: “Hoderaina anie i Jehovah Andriamanitry ny Israely, fa ny vavany mihitsy no efa nampanantena an’i Davida raiko, ary ny tanany mihitsy no efa nanatanteraka an’izany! Hoy mantsy Izy:
-