1 Mpanjaka 8:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Henoy ny fitalahoan’ny mpanomponao famindram-po, sy ny fitalahoan’ny Israely vahoakanao rehefa mivavaka manandrify an’ity toerana ity. Ary enga anie ianao hihaino any an-danitra fonenanao any!+ Enga anie ianao hihaino ka hamela heloka!+ 1 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:30 ijwbq lahatsoratra 123; g 4/11 28 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:30 Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 123 Mifohaza!,4/2011, p. 28
30 Henoy ny fitalahoan’ny mpanomponao famindram-po, sy ny fitalahoan’ny Israely vahoakanao rehefa mivavaka manandrify an’ity toerana ity. Ary enga anie ianao hihaino any an-danitra fonenanao any!+ Enga anie ianao hihaino ka hamela heloka!+