1 Mpanjaka 8:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra fonenanao+ any, ary hamela heloka+ sy hanao zavatra! Mba valio araka izay nataony+ ny tsirairay, satria ianao no mahalala ny ao am-pony—ianao irery ihany no mahalala tsara ny ao am-pon’ny tsirairay+— 1 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:39 g 4/11 28 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:39 Mifohaza!,4/2011, p. 28
39 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra fonenanao+ any, ary hamela heloka+ sy hanao zavatra! Mba valio araka izay nataony+ ny tsirairay, satria ianao no mahalala ny ao am-pony—ianao irery ihany no mahalala tsara ny ao am-pon’ny tsirairay+—