-
1 Mpanjaka 8:45Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
45 dia henoy any an-danitra any ny vavaka ataony sy ny fitalahoany famindram-po, ka ataovy izay hitanao fa rariny mba hanampiana azy ireo.
-