1 Mpanjaka 8:66 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 66 Nalefany nody ny vahoaka ny ampitson’iny.* Dia nitso-drano ny mpanjaka ny vahoaka, ary samy nandeha nody. Faly sy ravoravo erỳ ny fon’izy ireo, noho ny soa+ rehetra nataon’i Jehovah tamin’i Davida mpanompony sy ny Israely vahoakany.
66 Nalefany nody ny vahoaka ny ampitson’iny.* Dia nitso-drano ny mpanjaka ny vahoaka, ary samy nandeha nody. Faly sy ravoravo erỳ ny fon’izy ireo, noho ny soa+ rehetra nataon’i Jehovah tamin’i Davida mpanompony sy ny Israely vahoakany.