1 Mpanjaka 11:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nivoaka an’i Jerosalema i Jeroboama tamin’izay fotoana izay, ka hitan’i Ahia+ mpaminany teny an-dalana. Nanao akanjo vaovao i Ahia Silonita, ary izy roa lahy irery no tany an-tsaha.
29 Nivoaka an’i Jerosalema i Jeroboama tamin’izay fotoana izay, ka hitan’i Ahia+ mpaminany teny an-dalana. Nanao akanjo vaovao i Ahia Silonita, ary izy roa lahy irery no tany an-tsaha.