1 Mpanjaka 12:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nanorina trano fivavahana teny amin’ireo toerana avo i Jeroboama, sady nanendry mpisorona avy tamin’ny sarambabem-bahoaka, izay tsy anisan’ny Levita.+
31 Nanorina trano fivavahana teny amin’ireo toerana avo i Jeroboama, sady nanendry mpisorona avy tamin’ny sarambabem-bahoaka, izay tsy anisan’ny Levita.+