2 Hoy àry i Jeroboama tamin’ny vadiny: “Mba mitsangàna, azafady, ary mody manaova olon-kafa mba tsy ho fantatry ny olona hoe vadiko ianao, dia mandehana any Silo. Any mantsy i Ahia mpaminany. Izy ilay nilaza tamiko hoe ho mpanjakan’ity firenena ity aho.+