1 Mpanjaka 14:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Efa niteny tamin’i Ahia anefa i Jehovah hoe: “Iny tamy iny ny vadin’i Jeroboama mba hanontany anao momba an-janany, fa marary ilay zaza. Dia holazaiko anao izay tokony hoteneninao* aminy. Mody hanao olon-kafa izy rehefa tonga eo.”
5 Efa niteny tamin’i Ahia anefa i Jehovah hoe: “Iny tamy iny ny vadin’i Jeroboama mba hanontany anao momba an-janany, fa marary ilay zaza. Dia holazaiko anao izay tokony hoteneninao* aminy. Mody hanao olon-kafa izy rehefa tonga eo.”