1 Mpanjaka 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nendahako tamin’ny taranak’i Davida ny fanjakana ka nomeko anao.+ Tsy mba nanao hoatran’i Davida mpanompoko anefa ianao. Nankatò ny didiko sy nanaraka ahy tamin’ny fony manontolo izy, ka tsy nanao afa-tsy izay tsara teo imasoko.+
8 Ary nendahako tamin’ny taranak’i Davida ny fanjakana ka nomeko anao.+ Tsy mba nanao hoatran’i Davida mpanompoko anefa ianao. Nankatò ny didiko sy nanaraka ahy tamin’ny fony manontolo izy, ka tsy nanao afa-tsy izay tsara teo imasoko.+