-
1 Mpanjaka 15:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Nataon’i Abiama daholo ny fahotana efa nataon’ny rainy. Ary tsy nifikitra tanteraka tamin’i Jehovah Andriamaniny ny fony, tsy mba hoatran’ny fon’i Davida razambeny.
-