1 Mpanjaka 15:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Niakatra hanafika an’i Joda àry i Basa mpanjakan’ny Israely. Dia nanorina* an’i Rama+ i Basa, mba hisakanana ny olona tsy hivezivezy hankany amin’i* Asa mpanjakan’ny Joda.+ 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:17 Fandalinana, Boky 2,
17 Niakatra hanafika an’i Joda àry i Basa mpanjakan’ny Israely. Dia nanorina* an’i Rama+ i Basa, mba hisakanana ny olona tsy hivezivezy hankany amin’i* Asa mpanjakan’ny Joda.+