1 Mpanjaka 15:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Asa, ka nalevina tao amin’izay nandevenana azy ireo tao amin’ny Tanànan’i Davida razambeny. Ary i Josafata+ zanany no nanjaka nandimby azy.
24 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Asa, ka nalevina tao amin’izay nandevenana azy ireo tao amin’ny Tanànan’i Davida razambeny. Ary i Josafata+ zanany no nanjaka nandimby azy.