1 Mpanjaka 16:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tatỳ aoriana, dia henon’ny miaramila tao amin’ny toby hoe: “Nanao tetika hamelezana ny mpanjaka i Zimry, dia namono azy.” Nifidy an’i Omry+ lehiben’ny tafika àry ny Israely rehetra tao an-toby tamin’iny andro iny, mba hatao mpanjakan’ny Israely. 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:16 Fandalinana, Boky 2,
16 Tatỳ aoriana, dia henon’ny miaramila tao amin’ny toby hoe: “Nanao tetika hamelezana ny mpanjaka i Zimry, dia namono azy.” Nifidy an’i Omry+ lehiben’ny tafika àry ny Israely rehetra tao an-toby tamin’iny andro iny, mba hatao mpanjakan’ny Israely.