1 Mpanjaka 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nitsangana àry izy ka nankany Zarefata. Rehefa tonga teo amin’ny fidirana amin’ilay tanàna izy, dia nahita vehivavy mpitondratena naka kitay. Niantso azy i Elia, dia niteny hoe: “Mba itondray rano kely amin’ny kaopy re aho hosotroiko e!”+ 1 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 17:10 w14 15/2 13 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:10 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/2014, p. 13
10 Nitsangana àry izy ka nankany Zarefata. Rehefa tonga teo amin’ny fidirana amin’ilay tanàna izy, dia nahita vehivavy mpitondratena naka kitay. Niantso azy i Elia, dia niteny hoe: “Mba itondray rano kely amin’ny kaopy re aho hosotroiko e!”+