-
1 Mpanjaka 20:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Rehefa nandalo ny mpanjaka, dia nitaraina mafy taminy izy hoe: “Tany an’ady izaho mpanomponao ary tena nafotaka ilay ady. Tamin’izay no nisy miaramila nitondra lehilahy iray teo amiko sady niteny hoe: ‘Ambeno ity lehilahy ity. Fa raha sanatria tafatsoaka izy, dia ny ainao no hasolo ny ainy,+ na ianao handoa volafotsy iray talenta.’*
-